plt_tn/2ch/16/13.md

12 lines
424 B
Markdown

# Nodimandry tany amin'ireo razambeny i Asa
D.H: "maty i Asa"
# fandriana
ny fandriana dia latabatra izay fametrahana faty amin'ny fandevenana.
# fofona manitra sy karazana zava-manitra nomanin'ireo mpahay zava-manitra
Fipetrahana java-maniry izay manitra tsara atao amin'ny faty amin'iray amin'ireo fomba fandevenan'ny vahoakan'Israely. D.H: "zava-maniry manitra nokarakarain'ireo olona mahay tamin'izany fomba izany"