plt_tn/2ch/16/13.md

424 B

Nodimandry tany amin'ireo razambeny i Asa

D.H: "maty i Asa"

fandriana

ny fandriana dia latabatra izay fametrahana faty amin'ny fandevenana.

fofona manitra sy karazana zava-manitra nomanin'ireo mpahay zava-manitra

Fipetrahana java-maniry izay manitra tsara atao amin'ny faty amin'iray amin'ireo fomba fandevenan'ny vahoakan'Israely. D.H: "zava-maniry manitra nokarakarain'ireo olona mahay tamin'izany fomba izany"