plt_tn/2ch/16/09.md

297 B

Fa ny mason'i Yaveh dia mandeha eny rehetra eny

D.H: "Yaveh mahita izay mitranga eran'ny tany tontolo."

mba hahafahany maneho ny tenany ho mahery ho an'ireo

D.H: "ary Yaveh miaro amin'ny heriny."

izay manana fo tonga lafatra manoloana Azy

D.H: "ireo izay mikasa tanteraka hanaraka Azy"