# Fa ny mason'i Yaveh dia mandeha eny rehetra eny D.H: "Yaveh mahita izay mitranga eran'ny tany tontolo." # mba hahafahany maneho ny tenany ho mahery ho an'ireo D.H: "ary Yaveh miaro amin'ny heriny." # izay manana fo tonga lafatra manoloana Azy D.H: "ireo izay mikasa tanteraka hanaraka Azy"