plt_tn/2ch/15/08.md

12 lines
422 B
Markdown

# ny faminanian'i Odeda mpaminany
dikan-teny maro, tafiditra amin'izany ny UDB, mamela ity andalana ity voavaky, "ny faminanian'i Azaria, zanaka lahin'i Odeda mpaminany." Ataon'izy ireo izany mba hanaovana hevim-panekena. Ireo mpandika teny dia te hampitovy azy amin'ny dikan-teniny.
# nanala ireo zavatra mahatsiravina hiala tamin'ny
D.H: "nanala ireo sampy"
# nomba azy Yaveh Andriamaniny.
D.H: "Nanampy azy Yaveh"