plt_tn/2ch/15/08.md

422 B

ny faminanian'i Odeda mpaminany

dikan-teny maro, tafiditra amin'izany ny UDB, mamela ity andalana ity voavaky, "ny faminanian'i Azaria, zanaka lahin'i Odeda mpaminany." Ataon'izy ireo izany mba hanaovana hevim-panekena. Ireo mpandika teny dia te hampitovy azy amin'ny dikan-teniny.

nanala ireo zavatra mahatsiravina hiala tamin'ny

D.H: "nanala ireo sampy"

nomba azy Yaveh Andriamaniny.

D.H: "Nanampy azy Yaveh"