plt_tn/2ch/09/15.md

297 B

Sekely volamena eninjato nomena ho an'ny tsirairay

"nanamboatra volamena eninjato sekely izy ireo."

Lapan'ny Alan'i Libanona ireo

Ity dia tahaka ny toerana fitahirizana akaikin'ny lapa tamin'ny ampahan-kazo lehibe avy any Libanaona. Afaka antsoina ihany koa hoe trano fitahirizam-piadiana.