# Sekely volamena eninjato nomena ho an'ny tsirairay "nanamboatra volamena eninjato sekely izy ireo." # Lapan'ny Alan'i Libanona ireo Ity dia tahaka ny toerana fitahirizana akaikin'ny lapa tamin'ny ampahan-kazo lehibe avy any Libanaona. Afaka antsoina ihany koa hoe trano fitahirizam-piadiana.