plt_tn/2ch/07/01.md

261 B

ny tavany tamin'ny tany

Ity dia fihetsim-pivavahana. D.H: "nampiondrika ny lohany nikasika tamin'ny rarivato izy ireo."

ny famindram-pony

D.H: "fahatokisan'Andiramananitra" na "efa nampanantena ny hitia an'ny vahoakan'Israely mandrakizay Andriamanitra."