# ny tavany tamin'ny tany Ity dia fihetsim-pivavahana. D.H: "nampiondrika ny lohany nikasika tamin'ny rarivato izy ireo." # ny famindram-pony D.H: "fahatokisan'Andiramananitra" na "efa nampanantena ny hitia an'ny vahoakan'Israely mandrakizay Andriamanitra."