plt_tn/2ch/06/36.md

8 lines
313 B
Markdown

# mba hitondran'ny fahavalo azy ireo sy hangalana azy ireo ho babo any amin'ny tanin'izy ireo
Alain'ny fahavalo ho babo izy ireo ary hoentin'izy ireo any amin'ny tanin'ny fahavalony"
# mivavaka amin'ny taniny
Ity dia maneho an'Israely. D.H: "ary mivavaka amin'ity tany izay nomenao ny razambean'izy ireo ity."