plt_tn/2ch/06/36.md

313 B

mba hitondran'ny fahavalo azy ireo sy hangalana azy ireo ho babo any amin'ny tanin'izy ireo

Alain'ny fahavalo ho babo izy ireo ary hoentin'izy ireo any amin'ny tanin'ny fahavalony"

mivavaka amin'ny taniny

Ity dia maneho an'Israely. D.H: "ary mivavaka amin'ity tany izay nomenao ny razambean'izy ireo ity."