plt_tn/2ch/06/28.md

396 B

samy mahalala ny aretina sy alahelo any am-pony avy

Mety midika hoe: "fahafantarana ny fahotana any am-pony manokana" na "fahafantarana izay aretina sy alahelo any am-pony dia vokatry ny fahotany manokana."

mamelatra ny tanany

Nanindritra ny tanany i Solomona ary nametrazka azy ireo ambony tahaka ny nandohaliany teo an-tsehatra mba hivavaka.

ny lalany rehetra

D.H: "izay efa vitany"