# samy mahalala ny aretina sy alahelo any am-pony avy Mety midika hoe: "fahafantarana ny fahotana any am-pony manokana" na "fahafantarana izay aretina sy alahelo any am-pony dia vokatry ny fahotany manokana." # mamelatra ny tanany Nanindritra ny tanany i Solomona ary nametrazka azy ireo ambony tahaka ny nandohaliany teo an-tsehatra mba hivavaka. # ny lalany rehetra D.H: "izay efa vitany"