plt_tn/2ch/05/11.md

333 B

Asafa, Hemana, Jedotona,

Izy telo mitovy nanao fanompoana rehefa niala ny fiara i Davida tao Jerosalema. Davida no nanondro farany azy ireo ho mozikan'ny tempoly.

ireo zanaka lahy sy rahalahy

D.H: "ny havan'izy ireo" na "ny taranak'izy ireo"

kipantsona

vy boribory fisaka manify roa, dia mihira miaraka anaovana feo mafy.