# Asafa, Hemana, Jedotona, Izy telo mitovy nanao fanompoana rehefa niala ny fiara i Davida tao Jerosalema. Davida no nanondro farany azy ireo ho mozikan'ny tempoly. # ireo zanaka lahy sy rahalahy D.H: "ny havan'izy ireo" na "ny taranak'izy ireo" # kipantsona vy boribory fisaka manify roa, dia mihira miaraka anaovana feo mafy.