plt_tn/2ch/05/02.md

4 lines
243 B
Markdown

# tamin'ny andro firavoravoana, izay tamin'ny volana fahafito
Ity dia fetin'ny fialofana izay amin'ny andro faha dimy amin'ny volana faha fito ao amin'ny tetiandro Hebreo. Ity dia akaikin'ny fanomboan'ny Octobra amin'ny tetiandro tandrefana.