# tamin'ny andro firavoravoana, izay tamin'ny volana fahafito Ity dia fetin'ny fialofana izay amin'ny andro faha dimy amin'ny volana faha fito ao amin'ny tetiandro Hebreo. Ity dia akaikin'ny fanomboan'ny Octobra amin'ny tetiandro tandrefana.