plt_tn/2ch/01/14.md

365 B

tanàna fitoeran'ireo kalesy

Ity dia fanehoana ireo tanàna kely izay nitahiry ireo kalesiny.

nitobaka tao Jerosalema toy ny vatokely ny volafotsy sy volamena

D.H: "tsy fahita firy no sady vy sarobidy lasa be dia be"

nitobaka toy ny aviavy izay eny amin'ireo tany iva ny hazo sedera.

D.H: "tsy fahita firy no sady hazo sarobidy nafarana lasa be dia be."