# tanàna fitoeran'ireo kalesy Ity dia fanehoana ireo tanàna kely izay nitahiry ireo kalesiny. # nitobaka tao Jerosalema toy ny vatokely ny volafotsy sy volamena D.H: "tsy fahita firy no sady vy sarobidy lasa be dia be" # nitobaka toy ny aviavy izay eny amin'ireo tany iva ny hazo sedera. D.H: "tsy fahita firy no sady hazo sarobidy nafarana lasa be dia be."