plt_tn/1ti/06/20.md

20 lines
652 B
Markdown

# arovy izay natolotra anao
DH: "mitory am-pahatokiana ny hafatra marina izay nomen'i Jesosy anao"
# Hialao ny resaka adala
"aza mihaino ny resaka adaladala"
# momba ny fiantsoana diso ny hoe fahalalana
DH: "izay fiantsoana dison'ny olona sasany ny hoe fahalalana"
# tsy nahatsiaro ny finoana izy ireo
I Paoly dia miresaka momba ny finoana an'i Kristy tahaka ny hoe tanjona izay tokony hotratrarina izany. DH: "Tsy nahazo na nino ny finoana marina izy ireo"
# Ho aminareo anie ny fahasoavana
"Aoka anie Andriamanitra hanome fahasoavana ho anareo rehetra." Ilay "ianareo" eto dia manondro olona maro ary milaza ny vondrona Kristianina rehetra.