plt_tn/1ti/06/20.md

652 B

arovy izay natolotra anao

DH: "mitory am-pahatokiana ny hafatra marina izay nomen'i Jesosy anao"

Hialao ny resaka adala

"aza mihaino ny resaka adaladala"

momba ny fiantsoana diso ny hoe fahalalana

DH: "izay fiantsoana dison'ny olona sasany ny hoe fahalalana"

tsy nahatsiaro ny finoana izy ireo

I Paoly dia miresaka momba ny finoana an'i Kristy tahaka ny hoe tanjona izay tokony hotratrarina izany. DH: "Tsy nahazo na nino ny finoana marina izy ireo"

Ho aminareo anie ny fahasoavana

"Aoka anie Andriamanitra hanome fahasoavana ho anareo rehetra." Ilay "ianareo" eto dia manondro olona maro ary milaza ny vondrona Kristianina rehetra.