plt_tn/1ti/06/15.md

595 B

Maneho ny fisehoany amin'ny fotoana tokony ho izy Andriamanitra

Izany dia midika fa Andriamanitra dia hanambara an'i Jesosy. DH: "Andriamanitra hanambara an'i Jesosy"

amin'ny fotoana tokony ho izy

"amin'ny fotoana mety"

ilay iray izay notahiana

"Ilay iray izay mendrika ho deraina." Izany dia milaza an'Andriamanitra ilay Ray."

Izy irery ihany no manana ny tsy fahafatesana

"Ilay iray izay manana ny hery mba hiaina mandrakizay"

mitoetra eo amin'ny hazavana tsy afaka anatonana

"ary izy dia mitoetra ao amin'ny hazavana tena mamiratra izay tsy hisy olona afaka hanantona azy"