plt_tn/1ti/06/15.md

20 lines
595 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Maneho ny fisehoany amin'ny fotoana tokony ho izy Andriamanitra
Izany dia midika fa Andriamanitra dia hanambara an'i Jesosy. DH: "Andriamanitra hanambara an'i Jesosy"
# amin'ny fotoana tokony ho izy
"amin'ny fotoana mety"
# ilay iray izay notahiana
"Ilay iray izay mendrika ho deraina." Izany dia milaza an'Andriamanitra ilay Ray."
# Izy irery ihany no manana ny tsy fahafatesana
"Ilay iray izay manana ny hery mba hiaina mandrakizay"
# mitoetra eo amin'ny hazavana tsy afaka anatonana
"ary izy dia mitoetra ao amin'ny hazavana tena mamiratra izay tsy hisy olona afaka hanantona azy"