plt_tn/1ti/06/06.md

24 lines
1007 B
Markdown

# Ary
Izany dia manondro fiatoana amin'ny fampianarana. Eto i Paoly dia manomboka manohitra ny karazana harena tadiavin'ireo olona ratsy fanahy amin'ny alalan'ny toetra araka an'Andriamanitra ary ireo karazana tombony marina izay azon'ny olona amin'ny alalan'ny toetra araka an'Andriamanitra. DH: "mazava ho azy"
# ny toetra araka an'Andriamanitra miaraka amin'ny fahafaham-po dia tombony lehibe
Ireo teny hoe "toetra araka an'Andriamnitra" sy "fahafaham-po" dia anarana iombonana. DH: "izany dia tombony lehibe ho an'ny olona iray mba hanaovana ny sitrapon'Andriamanitra ary hifaly amin'izay hananan'izy ireo"
# tombony lehibe
"manome tombontsoa lehibe" na "manao zavatra tsara maro ho antsika"
# tsy nitondra na inona na inona amin'izao tontolo izao
"tsy nitondra na inona na inona teto amin'izao tontolo izao fony isika teraka"
# Tsy ahavita hitondra na inona na inona isika
"Ary tsy afaka mitondra na inona na inona ivelan'izao tontolo izao rehefa maty isika"
# aoka isika
"isika dia tokony"