plt_tn/1ti/06/06.md

1007 B

Ary

Izany dia manondro fiatoana amin'ny fampianarana. Eto i Paoly dia manomboka manohitra ny karazana harena tadiavin'ireo olona ratsy fanahy amin'ny alalan'ny toetra araka an'Andriamanitra ary ireo karazana tombony marina izay azon'ny olona amin'ny alalan'ny toetra araka an'Andriamanitra. DH: "mazava ho azy"

ny toetra araka an'Andriamanitra miaraka amin'ny fahafaham-po dia tombony lehibe

Ireo teny hoe "toetra araka an'Andriamnitra" sy "fahafaham-po" dia anarana iombonana. DH: "izany dia tombony lehibe ho an'ny olona iray mba hanaovana ny sitrapon'Andriamanitra ary hifaly amin'izay hananan'izy ireo"

tombony lehibe

"manome tombontsoa lehibe" na "manao zavatra tsara maro ho antsika"

tsy nitondra na inona na inona amin'izao tontolo izao

"tsy nitondra na inona na inona teto amin'izao tontolo izao fony isika teraka"

Tsy ahavita hitondra na inona na inona isika

"Ary tsy afaka mitondra na inona na inona ivelan'izao tontolo izao rehefa maty isika"

aoka isika

"isika dia tokony"