plt_tn/1ti/05/03.md

20 lines
575 B
Markdown

# Manajà ireo mpitondratena
"Manaja sy manome ireo mpitondratena"
# ireo tena mpitondratena
"ireo mpitondratena izay tsy misy na iza na iza manome azy ireo"
# avelao izy ireo aloha hianatra
"Tokony hianatra izy ireo aloha" na "aoka izy ireo hanao ny lohalaharana ny fianarana"
# ao amin'ny tokantranony
"ao amin'ny fianakavian'izy ireo manokana" na "ho an'ireo izay miaina ao an-tranony"
# Aoka izy ireo hamaly babena ireo ray aman-dreniny
"Aoka izy ireo hanao ny tsara ho an'ny ray aman-dreniny ho valin'ireo zavatra tsara izay nomen'ny ray aman-dreniny azy ireo"