plt_tn/1ti/05/03.md

575 B

Manajà ireo mpitondratena

"Manaja sy manome ireo mpitondratena"

ireo tena mpitondratena

"ireo mpitondratena izay tsy misy na iza na iza manome azy ireo"

avelao izy ireo aloha hianatra

"Tokony hianatra izy ireo aloha" na "aoka izy ireo hanao ny lohalaharana ny fianarana"

ao amin'ny tokantranony

"ao amin'ny fianakavian'izy ireo manokana" na "ho an'ireo izay miaina ao an-tranony"

Aoka izy ireo hamaly babena ireo ray aman-dreniny

"Aoka izy ireo hanao ny tsara ho an'ny ray aman-dreniny ho valin'ireo zavatra tsara izay nomen'ny ray aman-dreniny azy ireo"