plt_tn/1ti/04/09.md

20 lines
674 B
Markdown

# mendrika ny fahafenoan'ny fanekena
"mendrika amin'ny fahafenoin'ny finoanareo" na "mendrika amin'ny fitokisana fenonareo"
# Fa noho izany
"Izany no antony"
# hitolona sy hiasa mafy isika
Ireo teny hoe: "hitolona" sy "hiasa mafy" dia midika zavatra roa mitovy. Paoly dia mampiasa azy ireo mba hanamafisana ny fahatakarana ny fanompoan'izy ireo an'Andriamanitra.
# mahatoky ao amin'Andriamanitra velona isika
Eto ny hoe "Andriamanitra velona" dia mety midika, "Andriamanitra, izay nanao ny zava-manan'aina rehetra."
# indrindra amin'ireo mpino
Ny fahatakarana ny fahafantarana dia afaka lazaina mazava kokoa. DH: "Fa izy indrindra ilay mpamonjy ny olona izay mino"