plt_tn/1ti/04/09.md

674 B

mendrika ny fahafenoan'ny fanekena

"mendrika amin'ny fahafenoin'ny finoanareo" na "mendrika amin'ny fitokisana fenonareo"

Fa noho izany

"Izany no antony"

hitolona sy hiasa mafy isika

Ireo teny hoe: "hitolona" sy "hiasa mafy" dia midika zavatra roa mitovy. Paoly dia mampiasa azy ireo mba hanamafisana ny fahatakarana ny fanompoan'izy ireo an'Andriamanitra.

mahatoky ao amin'Andriamanitra velona isika

Eto ny hoe "Andriamanitra velona" dia mety midika, "Andriamanitra, izay nanao ny zava-manan'aina rehetra."

indrindra amin'ireo mpino

Ny fahatakarana ny fahafantarana dia afaka lazaina mazava kokoa. DH: "Fa izy indrindra ilay mpamonjy ny olona izay mino"