plt_tn/1ti/03/16.md

44 lines
1.2 KiB
Markdown

# Tsy azo lavina
"Ary tsy misy afaka ny handà izany"
# fa ny fahamarinana nambara izay araka an'Andriamanitra dia lehibe
DH: "Fa ny fahamarinana izay nambaran'Andriamanitra dia lehibe"
# Izy dia niseho ...tamim-boninahitra
Izany dia toy ny feo na poesia izay notsongain'i Paoly.
# Izy dia niseho
Eto ny hoe "izy" dia mazava. Afaka manondro "an'Andriamanitra" na "Kristy". Dia mety kokoa ny mandika izany amin'ny "izy". Raha tsy maintsy ho faritana kokoa dia afaka adikanareo amin'ny hoe "kristy ilay Andriamanitra" na "Kristy" izany.
# tamin'ny nofo
I Paoly dia mampiasa "nofo" eto mba ilazana ny olombelona. DH: "tahaka ny tena olombelona"
# nohamarinin'ny Fanahy
DH: "ny Fanahy Masina dia nanamafy fa izy ilay nolazaina fa izy.
# hitan'ny anjely
DH: "Nahita azy ny anjely"
# nambara teo anivon'ireo firenena
DH: "Ireo olona amin'ny firenena rehetra dia nilaza ny hafa ny momba azy"
# ninoan'izao tontolo izao
DH: "Ireo olona amin'ny faritra rehetra eto an-tany dia nino azy"
# ary nasandratra tamim-boninahitra
DH: "Ary Andriamanitra ilay Ray nitondra azy niakatra ho any an-danitra"
# tamim-boninahitra
Izany dia midika fa izy dia nandray ny hery avy amin'Andriamanitra ilay Ray ary mendrika ny voninahitra izy.