plt_tn/1ti/03/16.md

1.2 KiB

Tsy azo lavina

"Ary tsy misy afaka ny handà izany"

fa ny fahamarinana nambara izay araka an'Andriamanitra dia lehibe

DH: "Fa ny fahamarinana izay nambaran'Andriamanitra dia lehibe"

Izy dia niseho ...tamim-boninahitra

Izany dia toy ny feo na poesia izay notsongain'i Paoly.

Izy dia niseho

Eto ny hoe "izy" dia mazava. Afaka manondro "an'Andriamanitra" na "Kristy". Dia mety kokoa ny mandika izany amin'ny "izy". Raha tsy maintsy ho faritana kokoa dia afaka adikanareo amin'ny hoe "kristy ilay Andriamanitra" na "Kristy" izany.

tamin'ny nofo

I Paoly dia mampiasa "nofo" eto mba ilazana ny olombelona. DH: "tahaka ny tena olombelona"

nohamarinin'ny Fanahy

DH: "ny Fanahy Masina dia nanamafy fa izy ilay nolazaina fa izy.

hitan'ny anjely

DH: "Nahita azy ny anjely"

nambara teo anivon'ireo firenena

DH: "Ireo olona amin'ny firenena rehetra dia nilaza ny hafa ny momba azy"

ninoan'izao tontolo izao

DH: "Ireo olona amin'ny faritra rehetra eto an-tany dia nino azy"

ary nasandratra tamim-boninahitra

DH: "Ary Andriamanitra ilay Ray nitondra azy niakatra ho any an-danitra"

tamim-boninahitra

Izany dia midika fa izy dia nandray ny hery avy amin'Andriamanitra ilay Ray ary mendrika ny voninahitra izy.