plt_tn/1ti/02/11.md

253 B

Am-pahanginana

"Amin'ny mangina"

ary hanaiky tanteraka

"ary tsy hametraka fanontaniana mahasika izay henon'izy ireo" na "vonona ny hankatoa izay rehetra handidian'Andriamanitra"

Tsy manome alalana ny vehivavy aho

"Tsy mamela ny vehivavy aho"