# Am-pahanginana "Amin'ny mangina" # ary hanaiky tanteraka "ary tsy hametraka fanontaniana mahasika izay henon'izy ireo" na "vonona ny hankatoa izay rehetra handidian'Andriamanitra" # Tsy manome alalana ny vehivavy aho "Tsy mamela ny vehivavy aho"