plt_tn/1ti/02/01.md

1.2 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

I Paoly dia mankahery an'i Timoty mba hivavaka ho an'ny olona rehetra

Voalohany indindra

"ny tena manan-danja indrindra" na "alohan'ny zavatra hafa"

dia mampirisika aho fa ireo fangatahana, vavaka, fifonana, ary fisaorana dia natao

DH:"Mampirisika ireo mpino rehetra aho mba hangataka, hivavaka, hifona, ary hanome fiasaorana an'Andriamanitra"

mampirisika aho

"Miangavy aho" na "mangataka aho"

am-piadanana sy miaina milamina

Eto "am-piadanana" sy "am-pilaminana" dia midika zavatra mitovy. Tian'i Paoly ho afaka hiaina amin'ny fiainana milamina tsy misy olana avy amin'ireo fahefana ireo mpino rehetra.

amin'ny toe-panahy araka an'Andriamanitra sy fahamendrehana rehetra

"izay manome voninahitra an'Andriamanitra ary mba hanajan'ireo olona izany"

Iriany mba hovonjena daholo ny olona rehetra ary ho tonga amin'ny fahalalana ny marina

DH: "Andriamanitra maniry ny hamonjy ny olona rehetra ary mba ho tonga amin'ny fahalalana ny fahamarinana izy ireo"

ho tonga amin'ny fahalalana ny marina

I Paoly dia miresaka momba ny fahalalana ny fahamarinana momba an'Andriamanitra tahaka ny hoe toerana izay afaka entin'ny olona izany. DH: "Mba hahafantatra sy hanaiky ny fahamarinana"