plt_tn/1ti/01/18.md

1.6 KiB

Izao didy izao no omeko anao

I Paoly dia miresaka ny momba ireo torolalana tahaka ny hoe afaka mametraka azy ireo ara-batana eo anatrehan'i Timoty. DH: "Mananatra anareo amin'izao didy izao aho" na "izany no andidiako anareo"

zanako

I Paoly dia milaza momba ny fifandraisany akaiky amin'i Timoty tahaka ny hoe rainy i Paoly ary Timoty no zanany. I Paoly dia mihevitra an'i Timoty tahaka ny zanany satria nampianatra an'i Timoty i Paoly mba hanana finoana an'i Jesosy. DH: "Izay tena tahaka ahy"

araka ireo faminaniana natao momba anao tany aloha

DH: "amin'ny fanekena miaraka ireo izay naminanian'ireo mpino hafa momba anareo"

fa ianao dia mety hiady ny ady tsara

I Paoly dia miresaka momba an'i Timoty miasa amin'ny Tompo tahaka ny hoe miaramila miady amin'ny ady izy.

ny feon'ny fieritreretana tsara

"ny feon'ny fieritreretana izay mifidy ny marina fa tsy diso"

misy ny nanao sambo vaky ny finoany

DH: "nanao sambo vaky ny finoany izy ireo"

misy ny nanao sambo vaky ny finoany

I Paoly dia miresaka momba ny finoan'ireo olona tahaka ny hoe sambo izay mety vaky an-dranomasina. Milaza izy fa nosimbain'izy ireo ny finoany ary tsy mino an'i Jesosy intsony.

Hymeneo sy Aleksandro

Anarana lehilahy ireo.

izay natolotro ho an'i Satana

I Paoly dia miresaka toy ny hoe manolotra ara-batana ireo lehilahy ireo ho an'i Satana. Izany dia mety midika fa manilika azy ireo ao amin'ny fiaraha-monin'ireo mpino i Paoly. Satria izy ireo dia tsy mpikambana ao amin'ny fiaraha-monina, afaka mahazo hery avy amin'izy ireo i Satana ary manaratsy azy ireo.

mba ampianarana azy ireo

DH: "fa Andriamanitra dia mety hampianatra azy ireo