plt_tn/1ti/01/15.md

28 lines
831 B
Markdown

# Izao hafatra izao dia azo antoka
"Izany fanambarana izany dia marina"
# mendrika ny fanekena rehetra
"Tokony handray izany tsy amim-pisalasalana isika" na "mendrika antsika ny hanaiky izany amin'ny fahatokiana feno"
# no namindrana fo tamiko
DH: "Nampiseho famindram-po tamiko i Jesosy" na "Nahazo famindram-po tamin'Andriamanitra aho"
# mba amin'ny alalako, ny lehibe indrindra
"fa amin'ny alalako, ilay mpanota ratsy indrindra"
# Ary ho...Amena
Ny teny hoe "Ary ho" dia ampiasaina eto hanamarihana ny fiatoana amin'ny fampianarana lehibe. Eto i Paoly dia mitory an'Andriamanitra"
# ny mpanjakan'ny taona
"Ilay mpanjaka mandrakizay" na "Ilay lehiben'ny mpanapaka mandrakizay"
# anie ny laza sy voninahitra
"aoka anie izy hankalazaina sy omena voninahitra" na "aoka anie ny olona hankalaza sy hanome voninahitra azy