plt_tn/1ti/01/15.md

831 B

Izao hafatra izao dia azo antoka

"Izany fanambarana izany dia marina"

mendrika ny fanekena rehetra

"Tokony handray izany tsy amim-pisalasalana isika" na "mendrika antsika ny hanaiky izany amin'ny fahatokiana feno"

no namindrana fo tamiko

DH: "Nampiseho famindram-po tamiko i Jesosy" na "Nahazo famindram-po tamin'Andriamanitra aho"

mba amin'ny alalako, ny lehibe indrindra

"fa amin'ny alalako, ilay mpanota ratsy indrindra"

Ary ho...Amena

Ny teny hoe "Ary ho" dia ampiasaina eto hanamarihana ny fiatoana amin'ny fampianarana lehibe. Eto i Paoly dia mitory an'Andriamanitra"

ny mpanjakan'ny taona

"Ilay mpanjaka mandrakizay" na "Ilay lehiben'ny mpanapaka mandrakizay"

anie ny laza sy voninahitra

"aoka anie izy hankalazaina sy omena voninahitra" na "aoka anie ny olona hankalaza sy hanome voninahitra azy