forked from WA-Catalog/plt_tn
52 lines
1.8 KiB
Markdown
52 lines
1.8 KiB
Markdown
# Ary
|
|
|
|
izany teny izany dia nampiasaina mba hanamarika fiatona amin'ny fampianarana lehibe. Eto i Paoly dia manazava ny tanjona ho amin'ny antony handidiny an'i Timoty.
|
|
|
|
# ny didy
|
|
|
|
Eto izany dia tsy midika ny Testamenta taloha na ireo didy folo fa ireo toromarika izay omen'i Paoly ao amin'ny 1:3.
|
|
|
|
# finoana tsy mihatsaravelatsihy
|
|
|
|
"Finoana marina" na "finoana tsy misy fihatsarambelatsihy"
|
|
|
|
# ary niala tamin'ireo zavatra ireo
|
|
|
|
eto ny hoe: "niala" dia fomba fiteny izay midika fa nitsahatra nanao izay nandidian'Andriamanitra azy izy ireo
|
|
|
|
# dia fitiavana
|
|
|
|
Ireo mety ho dikany 1) "dia ny hitia an'Andriamanitra na 2) "dia ny hitia ny olona."
|
|
|
|
# feon'ny fieritreretana tsara
|
|
|
|
"ny feon'ny fieritreretana izay mifidy ny marina fa tsy diso"
|
|
|
|
# avy amin'ny fo madio
|
|
|
|
Eto ny hoe "madio" dia milaza ilay olona izay tsy nanafina ny faharisiana ny hanao ny ratsy. Eto ny hoe "fo" dia manambara ny saina aman'eritreritry ny olona iray. DH: "avy amin'ny saina izay milaza ny marina"
|
|
|
|
# mpampiana-dalàna
|
|
|
|
eto ny "lalàna" dia manambara ny lalàn'i Mosesy.
|
|
|
|
# kanefa izy ireo tsy mahazo
|
|
|
|
"na dia tsy mahatakatra aza izy ireo" na "ary hatreto dia tsy mbola takatr'izy ireo izany"
|
|
|
|
# sy hizingizinin'izy ireo
|
|
|
|
"izay nambaran'izy ireo manokana dia marina"
|
|
|
|
# Ny olona sasany dia tsy nahatratra ny tanjona
|
|
|
|
I Paoly dia miresaka momba ny finoana tahaka ny hoe tanjona izay ho tratrarina izany. I Paoly dia milaza fa ny olona sasany dia tsy manatanteraka feno ny tanjon'izy ireo amin'ny finoana, izay hitia araka izay efa nohazavaina tao amin'ny 1:5
|
|
|
|
# Fa isika dia mahafantatra fa ny lalàna dia tsara
|
|
|
|
"isika dia mahatakatra fa ny lalàna dia ilaina" na "fantatsika fa ny lalàna dia mahasoa"
|
|
|
|
# raha misy iray mampiasa azy amin'ny ara-dalàna
|
|
|
|
"Raha mampiasa izany tsara isika" na "raha mampiasa izany amin'ny fomba fikasan'Andriamanitra
|