plt_tn/1ti/01/05.md

1.8 KiB

Ary

izany teny izany dia nampiasaina mba hanamarika fiatona amin'ny fampianarana lehibe. Eto i Paoly dia manazava ny tanjona ho amin'ny antony handidiny an'i Timoty.

ny didy

Eto izany dia tsy midika ny Testamenta taloha na ireo didy folo fa ireo toromarika izay omen'i Paoly ao amin'ny 1:3.

finoana tsy mihatsaravelatsihy

"Finoana marina" na "finoana tsy misy fihatsarambelatsihy"

ary niala tamin'ireo zavatra ireo

eto ny hoe: "niala" dia fomba fiteny izay midika fa nitsahatra nanao izay nandidian'Andriamanitra azy izy ireo

dia fitiavana

Ireo mety ho dikany 1) "dia ny hitia an'Andriamanitra na 2) "dia ny hitia ny olona."

feon'ny fieritreretana tsara

"ny feon'ny fieritreretana izay mifidy ny marina fa tsy diso"

avy amin'ny fo madio

Eto ny hoe "madio" dia milaza ilay olona izay tsy nanafina ny faharisiana ny hanao ny ratsy. Eto ny hoe "fo" dia manambara ny saina aman'eritreritry ny olona iray. DH: "avy amin'ny saina izay milaza ny marina"

mpampiana-dalàna

eto ny "lalàna" dia manambara ny lalàn'i Mosesy.

kanefa izy ireo tsy mahazo

"na dia tsy mahatakatra aza izy ireo" na "ary hatreto dia tsy mbola takatr'izy ireo izany"

sy hizingizinin'izy ireo

"izay nambaran'izy ireo manokana dia marina"

Ny olona sasany dia tsy nahatratra ny tanjona

I Paoly dia miresaka momba ny finoana tahaka ny hoe tanjona izay ho tratrarina izany. I Paoly dia milaza fa ny olona sasany dia tsy manatanteraka feno ny tanjon'izy ireo amin'ny finoana, izay hitia araka izay efa nohazavaina tao amin'ny 1:5

Fa isika dia mahafantatra fa ny lalàna dia tsara

"isika dia mahatakatra fa ny lalàna dia ilaina" na "fantatsika fa ny lalàna dia mahasoa"

raha misy iray mampiasa azy amin'ny ara-dalàna

"Raha mampiasa izany tsara isika" na "raha mampiasa izany amin'ny fomba fikasan'Andriamanitra