plt_tn/1th/05/19.md

513 B

Aza mamono ny fanahy

"Aza manakana ny Fanahy Masina tsy hiasa eo anivonareo."

Aza manao tsinontsinona ireo faminaniana

"Aza atao tsinontsinona ireo faminaniana" na "aza mankahala izay lazain'ny Fanahy Masina amin'ny olona."

Andramo ny zava-drehetra

"Ataovy azo antoka fa ny hafatra rehetra izay toa avy amin'Andriamanitra dia tena avy aminy marina."

Mifikira amin'izay tsara

Paoly dia miresaka momba ireo hafatra avy amin'ny Fanahy Masina toy ny hoe zavatra izay azon'ny olona alaina eo an-tanany.