# Aza mamono ny fanahy "Aza manakana ny Fanahy Masina tsy hiasa eo anivonareo." # Aza manao tsinontsinona ireo faminaniana "Aza atao tsinontsinona ireo faminaniana" na "aza mankahala izay lazain'ny Fanahy Masina amin'ny olona." # Andramo ny zava-drehetra "Ataovy azo antoka fa ny hafatra rehetra izay toa avy amin'Andriamanitra dia tena avy aminy marina." # Mifikira amin'izay tsara Paoly dia miresaka momba ireo hafatra avy amin'ny Fanahy Masina toy ny hoe zavatra izay azon'ny olona alaina eo an-tanany.