plt_tn/1th/05/15.md

483 B

Mifalia mandrakariva. Aza mitsahatra mivavaka. Misaora amin'ny zavatra rehetra.

Paoly dia mampirisika ireo mpino mba hitazona toe-tsaina ara-panahy ny amin'ny fifaliana amin'ny zavatra rehetra, manana fahamendrehana amin'ny vavaka, ary maneho fisaorana amin'ny zavatra rehetra.

Amin'ny zavatra rehetra

Amin'ny toe-javatra rehetra.

Fa izany no sitrapon'Andriamanitra

Paoly dia manondro ny fitondran-tena izay vao nolazainy ho toy ny sitrapon'Andrimanitra ho an'ireo mpino.