# Mifalia mandrakariva. Aza mitsahatra mivavaka. Misaora amin'ny zavatra rehetra. Paoly dia mampirisika ireo mpino mba hitazona toe-tsaina ara-panahy ny amin'ny fifaliana amin'ny zavatra rehetra, manana fahamendrehana amin'ny vavaka, ary maneho fisaorana amin'ny zavatra rehetra. # Amin'ny zavatra rehetra Amin'ny toe-javatra rehetra. # Fa izany no sitrapon'Andriamanitra Paoly dia manondro ny fitondran-tena izay vao nolazainy ho toy ny sitrapon'Andrimanitra ho an'ireo mpino.