plt_tn/1th/04/03.md

28 lines
832 B
Markdown

# Hialanareo amin'ny fijangajangana
"Miala amin'ny ratsy fanaon'ny nofo ianareo."
# Mahafantatra ny fomba ahazoana
Mety ho dikany dia izao: 1) ahoana ny fomba fiaina miaraka amin'ny vadinao na 2) ahoana ny fomba fiaina ny fiainana misy fitsipika na 3) ahoana ny fomba fiaina miaraka amin'ny zanakao vavy virjiny.
# Amin'ny filan-dratsy
"Amin'ny fanirian-dratsin'ny nofo."
# Tsy hisy olona
Eto ny hoe: "olona" dia manondro ny lehilahy na vehivavy.
# Handika na hanaratsy
Izany dia milaza hevitra mitovy amin'ny fomba roa mba hanamafisana ny hevitra. DH: "ratsy."
# Ny Tompo no mamaly
Izany dia afaka hazavaina. DH: "ny Tompo no hanasazy ny olona izay nandika lalàna ary hiaro ny olona izay naratsiana."
# Nampitandremanay mialoha sy nijoronay vavolombelona
"Nilaza taminareo mialoha ary nampitandrina mafy ny amin'ny."