plt_tn/1th/04/03.md

832 B

Hialanareo amin'ny fijangajangana

"Miala amin'ny ratsy fanaon'ny nofo ianareo."

Mahafantatra ny fomba ahazoana

Mety ho dikany dia izao: 1) ahoana ny fomba fiaina miaraka amin'ny vadinao na 2) ahoana ny fomba fiaina ny fiainana misy fitsipika na 3) ahoana ny fomba fiaina miaraka amin'ny zanakao vavy virjiny.

Amin'ny filan-dratsy

"Amin'ny fanirian-dratsin'ny nofo."

Tsy hisy olona

Eto ny hoe: "olona" dia manondro ny lehilahy na vehivavy.

Handika na hanaratsy

Izany dia milaza hevitra mitovy amin'ny fomba roa mba hanamafisana ny hevitra. DH: "ratsy."

Ny Tompo no mamaly

Izany dia afaka hazavaina. DH: "ny Tompo no hanasazy ny olona izay nandika lalàna ary hiaro ny olona izay naratsiana."

Nampitandremanay mialoha sy nijoronay vavolombelona

"Nilaza taminareo mialoha ary nampitandrina mafy ny amin'ny."