plt_tn/1th/03/06.md

32 lines
956 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Paoly dia nilaza ireo mpamakiny mahakasika ny tatitr'i Timoty taorian'ny nitsidihany azy ireo.
# Tonga taty aminay
Ny teny hoe "aminay" dia manondro an'i Paoly sy Silasy.
# Ny vaovao mahafalin'ny finoanareo
Fantatra fa izany dia manondro ny finoana an'i Kristy. Izany dia afaka hazavaina. "tatitra tsara ny amin'ny finoanareo."
# Ianareo dia manana fahatsiarovana tsara foana
Rehefa mieritreritra an'i Paoly izy ireo, dia manana eritreritra tsara foana momba azy.
# Ianareo dia maniry mafy ny ahita anay
"Maniry ny ahita anay ianareo."
# Rahalahy
Eto ny "rahalahy" dia midika hoe Kristiana namana.
# Nohon'ny finoanareo
Izany dia manondro an'i Kristy. Afaka hazavaina izany. DH: "noho ny finoanareo an'i Kristy."
# Tao anatin'ny fitaintainana sy fahorianay rehetra
Ny teny hoe "fahoriana" dia manazava ny anton'ny "fitaintainan'izy ireo". DH: "tao anatin'ny fitaintainanay rehetra vokatry ny fahorianay."