plt_tn/1th/03/06.md

956 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Paoly dia nilaza ireo mpamakiny mahakasika ny tatitr'i Timoty taorian'ny nitsidihany azy ireo.

Tonga taty aminay

Ny teny hoe "aminay" dia manondro an'i Paoly sy Silasy.

Ny vaovao mahafalin'ny finoanareo

Fantatra fa izany dia manondro ny finoana an'i Kristy. Izany dia afaka hazavaina. "tatitra tsara ny amin'ny finoanareo."

Ianareo dia manana fahatsiarovana tsara foana

Rehefa mieritreritra an'i Paoly izy ireo, dia manana eritreritra tsara foana momba azy.

Ianareo dia maniry mafy ny ahita anay

"Maniry ny ahita anay ianareo."

Rahalahy

Eto ny "rahalahy" dia midika hoe Kristiana namana.

Nohon'ny finoanareo

Izany dia manondro an'i Kristy. Afaka hazavaina izany. DH: "noho ny finoanareo an'i Kristy."

Tao anatin'ny fitaintainana sy fahorianay rehetra

Ny teny hoe "fahoriana" dia manazava ny anton'ny "fitaintainan'izy ireo". DH: "tao anatin'ny fitaintainanay rehetra vokatry ny fahorianay."