plt_tn/1th/02/14.md

24 lines
730 B
Markdown

# Rahalahy
Eto izany dia midika hoe Kristiana namana, anisan'izany ny lehilahy sy vehivavy.
# Lasa tahaka ireo fiangonana
Ireo mpino Tesaloniana dia niaritra fanenjehana mitovy amin'ny mpino Joda "dia nanjary toy ireo fiangonana."
# Mpiray tanindrazana aminareo
"Avy amin'ny Tesaloniana hafa."
# Izy ireo dia nandrara anay tsy hiteny
"Izy ireo dia niezaka nanakana anay tsy hiteny intsony."
# Mameno ny fahotan'ny tenany mandrakariva izy ireo
Paoly dia milaza fa toy ny misy olona afaka mameno fitoeran-javatra amin'ny fahotany toy ny amin'ny rano.
# Ny fahatezerana dia tsy maintsy tonga eo amin'izy ireo amin'ny farany
Izany dia manondro ny fitsaran'Andriamanitra farany ary ny famaizana ny olona noho ireo fahotany.