plt_tn/1th/02/14.md

730 B

Rahalahy

Eto izany dia midika hoe Kristiana namana, anisan'izany ny lehilahy sy vehivavy.

Lasa tahaka ireo fiangonana

Ireo mpino Tesaloniana dia niaritra fanenjehana mitovy amin'ny mpino Joda "dia nanjary toy ireo fiangonana."

Mpiray tanindrazana aminareo

"Avy amin'ny Tesaloniana hafa."

Izy ireo dia nandrara anay tsy hiteny

"Izy ireo dia niezaka nanakana anay tsy hiteny intsony."

Mameno ny fahotan'ny tenany mandrakariva izy ireo

Paoly dia milaza fa toy ny misy olona afaka mameno fitoeran-javatra amin'ny fahotany toy ny amin'ny rano.

Ny fahatezerana dia tsy maintsy tonga eo amin'izy ireo amin'ny farany

Izany dia manondro ny fitsaran'Andriamanitra farany ary ny famaizana ny olona noho ireo fahotany.